|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsy manam-paharoa |
| Singan-teny | 2tsy, 3manana, 4faharoa |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 tsy misy mitovy aminy [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 Qui n' a pas son second. Qui n' a pas son pareil, soit en bien, soit en mal. [2.415#1733] |
| Ohatra |
8 Ambony sady ara-panahy loatra ny toetrany ka tsy manam-paharoa.
[1.38]
|
| Tovy hevitra | 9isa fa tsy roa |
| Mpanahaka | 10 bakalanysahaza, 11 fanaperana, 12 tapitraefatra, 13 tapitraohatra, 14 tongalafatra, 15 tsymanantsahala |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31 |
|